Andriamanitra fitiavana

Clé
Eb
Mesure
4/4
Tempo
100
Tonony sy feony : J. A. Rabarison
d-.dddm--. m-.mmml-- 
d-.dddd--. d-.dddri-- 
m-.mmms--. s-.sssfi-- 
d1-.d1d1d1d1--. d1-.d1d1d1d1-- 
A-ndria-ma-ni-tra   Fi-ti-a-va-na,   

 

l-.lllt-r'd't-l-s-- 
r-.rrrr-rmr-d-t1-- 
fi-.fififis-sss-fi-r-- 
d-.dddr-t1dr-r-s1-- 
'ZayMpa-mo-ro-na ma-he-ry to- koa   

 

s-.ssss---s-.d'd'tl--. 
d-.dl1l,1t1---d-.mmrd--. 
m-.mmmf---s-.sisisil--. 
d1-.d1di1di1r1-f1f1m1-.m1m1m1f1--. 
Ma-no-mea-nao i-reo,i-reoza-va-tsoa.   

 

                
d'-.d'd'd'd'smdm-mmd-- 
r-.rririmdddd-t1t1s1-- 
l-.lsisismsmfi-ffm-- 
f1-.f1fi1fi1s1s1s1s1l1-t1t1d-- 
Diasa-ka-foa-mpysyfi-tsa- ha-ra-na.   
Transpose
0
  1. Andriamanitra fitiavana 
    Zay Mpamorona mahery tokoa 
    Manome anao,(ireo) ireo zava-tsoa 
    Dia sakafo ampy sy fitsaharana.
  2. Andriamanitra fitiavana 
    Sy Mpamorona ny lalan-kombana 
    Manome toky,(sady) tsy mamitaka 
    Mampikambana ny mino hifankatia.
  3. Andriamanitra fitiavana 
    Mpanasitrana ny aretina,
    Sy manaisotra ireo,(ireo) ireo ota koa 
    Ka manolotra ny famonjena ho anao
Tiona Advantista
20