Efa ivelomako

Clé
F
Mesure
4/4
Tempo
100
A. Raoeliarijaona
m.,s1s1.,mf-.,mri.,mr.,l1l1-t1.,ta1t1.,l1s1.,f m.,ri  
d.,s1s1.,dd-.,dt1.,dl1.,fi1fi1-s1.,s1s1.,s1s1.,d d.,t1  
s.,mm.,sl-.,sfi.,sfi.,dd-r.,dir.,dt1.,l s.,fi s 
d.,dd.,dd-.,dt1.,dl1.,r1r1-s1.,s1s1.,s1s1.,s1s1.,s1 
E- fai- velo-ma-ko to-koa, Je-so, A- to am-po- ko ny fitia- vanao.   
Ny fa- ha- la- la- ko ny fi-tia- va-nao  Sy ny fa- mon- je- na ato- lo-trao   
Tom- poô he-noynyva- va-ka ao am-po O! i-ra- hony fa-na- hi-nao   

 

m.,rim.,fs-.,mr.,dir.,mf-t1.,ta1t1.,l1s1.,f m.,r  
d.,t1d.,rsta1l1.,sil1.,dir-s1.,s1s1.,s1s1.,d d.,t1 s1  
s.,fis.,fm-.,sf.,mf.,sil-r.,dir.,dt1.,l s.,f m 
d.,t1d.,rm-.,m1f1.,f1f1.,m1r-s1.,s1s1.,s1s1.,s1s1.,s1 
Ne- fatia- kokoarahaizao ton-to- lo i-zao No han- dray ny faha- so- a- va- nao    
Ha- na-me- lo- ka ahy raha izao ton- to- lo izao Tsy hi- la- za- ko ny fi- tia- va-nao    
Ha- na-fa- na anay Sy ham- pa hery a-nay  A- ry koa hi-ta- ri- da- la-na    

 

Isan'andininy 1,2

l1.,si1l1.,ll.,fd.,ls-m-r.,dir.,ll.,fi r.,dt1dr-.
l1.,si1l1.,dd.,l1l1.,dd-s1-l1.,si1l1.,dd.,l1 l1.,l1s1l1t1-.
d.,t1d.,l1l1.,df.,rm-s-fi.,fifi.,fifi.,ll.,fisfif-.
f1.,f1f1.,f1f1.,f1l1.,t1d-d-r1.,r1r1.,r1r1.,fi1l1.,r1s1 l1s1-.
Ne- fafan- ta-trao- nyha- le-me- ko Sy nyhery a-na- na-ko Je-so.   
O! re-seo a-nio nyha- le-me- ko Mi- hai-noa nyva- va-ko Je-so   

 

m.,rim.,fs-.,mr.,dir.,mf-t1.,ta1t1.,l1s1.,f m.,r  
d.,t1d.,rsta1l1.,sil1.,dir-s1.,s1s1.,s1s1.,d d.,t1 s1  
s.,fis.,fm-.,sf.,mf.,sil-r.,dir.,dt1.,l s.,f m 
d.,t1d.,rm-.,m1f1.,f1f1.,m1r-s1.,s1s1.,s1s1.,s1s1.,s1 
Am- pidi- noe-tony Fana- hi-nao Ham- pahe- ryny o- lo-nao Je-so.   
  1. Efa ivelomako tokoa Jesô,
    Ato am-poko ny fitiavanao.
    Nefa tiako koa raha izao tontolo izao
    No handray ny fahasoavanao.
  2. Ny fahalalako ny fitiavanao
    Sy ny famonjena atolotrao
    Hanameloka ahy raha izao tontolo izao
    Tsy hilazako ny fitiavanao
  • Refrain 1,2
    Nefa fantatrao ny halemeko
    Sy ny hery ananako Jesô
    Ampidino eto ny Fanahinao
    Hampahery ny olonao Jesô.
  1. Tompo ô henoy ny vavaka ao am-po
    O! iraho ny fanahinao
    Hanafana anay sy hampahery anay
    Ary koa hitari-dalana.
  • O! reseo anio ny halemeko
    Mihainoa ny vavako Jesô
    Ampidino eto ny Fanahinao
    Hampahery ny olonao Jesô.
Tiona Advantista
182