Izaho dia hidera anao

Clé
D
Mesure
4/4
Tempo
100
Rakotonjanahary
d - m f s - d' - t - l - s - -  
s1 - d d d - m - r - fi - s - -  
m - s l s - s - s - r' d' t - -  
d - d l1 m - d - s - r - s1 - -  
I-   za- ho dia   hi-   de-   ra A-   nao      
A-   san- dra- tro   ny   fe-   o-   ko      

 

                               
                               
s - l s m - m - f m r - d - d'  
m - f r d - d - d d d t1 d - m  
d' - d' t l - s - l s s - m - s  
d   f1 s1 l1 - d - f1 d s1 - d - d  
A-   min' ny fo-   ko   ma- non- to-   lo   E-  
Eo   a- na- tre-   han'   ny Mpan- ja-   ka      

 

t l s d' t - l - s - s - r - f -
r r t1 m r - r d t1 - d - t1 - d -
s fi s s s - fi - s - s - s - l -
s r m d r - r - s1 - m1 - s1 - f1 -
ran' ny toe- ra- ma-   si-   nao,   No   ha-   na-  

 

m r m f s - l - s - d - d r m d
d t1 d d d - - - t1 - s1 - l1 t1 d d
s s s l s - fi - s - m - m s s s
d s1 d l1 m - r - s1 - d - l1 s1 d m
ndra- ta- ko ny lo-   -   ha   Hi-   ho- by ny a-

 

m - f - s - s - r - f - m. s f m
d - d - r - d - t1 - d - d. d d d
s - l - t - s - s - l - s. s l s
d - l1 - s1 - m1 - s1 - f1 - d. m f d
na-   ra-   nao,   Ry   Mpi-   tà-   na ny fa- ne-

 

       
r - d -
d t1 d -
s - m -
s - d -
ke-   na.  

 

Transpose
0
  1. Izaho dia hidera anao
    Amin'ny foko manontolo
    Asandratro ny feoko
    Eo anatrehan'ny Mpanjaka
    Eran'ny toera-masinao,
    No hanandratako ny loha
    Hihoby ny anaranao,
    Ry Mpitana ny fanekena.
  2. Niely be ny lazanao
    Noho ny teninao mahery.
    Fiononako re Ianao
    Raha hidonam-pahoriana,
    Ireo mpanjaka maro koa
    Hiankohoka ary hitsaoka,
    Raha vao reny ny feonao
    Manome hery mahasahy.
  3. Feno ny fiderana Aanao
    Izao tontolo hita maso.
    Izay vahoaka mandre
    Ho velon-kira koa mahita.
    Ianao, Andriamanitra ô,
    Dia mijery anay mahantra;
    Ka na dia toa lavitra
    Dia mamelona anay rehetra.
  4. Raha torovana ny fo
    Ka ketraka sy very toky
    Noho ny adin-tsaina be
    Izay mandreraka tsy zaka
    Dia ny fahamarinanao
    No mampiarina ny voa;
    Ka na dia toa reraka
    Dia mbola afaka hidera.
Tiona Advantista
4
HL
15