Jehovah no mpiandry ahy

Clé
F
Mesure
3/4
Tempo
100
Tonony Jeanne Ratsirison, Feony By Jessie Seymour Irvine, Arr Mamy J. Ratsirison
s1 m - f.r s - f.r d - t1 d - m m r r fi
s1 d - t1 d t1 l1 s1 - s1 s1 - d d - d l1
m s - f m - d.r m - r m - s fi - fi l
d d - d d m1 f1 s1 - s1 d - d.t1 l1 - l1 r
Je- ho-   vah no   Mpi- an-   dry ahy   Mpi- a-   hy ny

 

- fi s - m m f m r - m f s f m - m r
r d t1 - d d r d t1 - d r m r d - d.t1 l1
- l s - s s - s s - s s s s s - s f
- r1 s1 - d d t1 d s1 f m r s1 l1.t1 d - m1 f1
  fa- nahy   Tsy mi- - sy a-   ta- ho-   ra- ko   Fa I-

 

f l d - t1 d - -
- f s - s s - -
- r m - f m - -
- f1 s1 - s1 d1 - -
  zy a-   ro- ko.    

 

Transpose
0
  1. Jehovah no Mpiandry ahy
    Mpiahy ny fahany
    Tsy misy atahorako
    Fa Izy aroko.
  2. Jehovah no Mpitarika ahy
    Sady mpiandry ahy.
    Amoron-drahon'aina re
    Miala sasatra e!
  3. Jehovah no Mpitantana ahy
    Tsy misy mampanahy
    Na dia mamaky ny aloky
    Ny fahafatesana.
  4. Jehovah no Mpiaro ahy
    Mamelatra ho ahy
    Latabatra eo imason'
    Ny fahavaloko.
  5. Jehovah no Mpanjakako
    Sady be indrafo.
    Hitoetra an-kianjanao doria
    No faniriako ety.
Tiona Advantista
10