Misaora an'i Zanahary

Clé
Bb
Mesure
4/4
Tempo
59
LMS
s1-d-rfmdmsfmr-d-
s1-s1-s1-s1-d-l1s1t1-d-
s1-d-t1rdmsmfssfm-
s1f1m1-s1-d-d1-r1m1.f1s1-d1-
Mi sao ra a- n'i Za- na- ha- ry 

 

m-r-dmrt1.dr-s1rdt1l1-
d-t1-l1dt1s1.l1t1-s1t1l1s1fi1-
s-s-mdrrs-s-drrd
d-s1-l1-t1-.l1s1-s1-l1t1.drr1
Zao o- lo- na   to- nto-loi 

 

s1-s-smsl.,sf.,mrm.,fs.fm.,rd
s1-m-mdmf.,mr.,dt1d.,rm.rd.,t1d
t1-s-s-s-s-s-s.,fm
s1-d-d-d-t1s1d-d-
zao Di a ma- nka- la- za 

 

s.,fm.rmf.mr-s1-d-rfmdms
m.,rd.t1d-s1-s1-s1-s1-s1-d-
s--lr-s-s-s-smsm
d-.s1df1s1-s1-m-t1-d-d1-
A-   zy Fa an- ton' i- zao re- 

 

fmr-d-.
d-t1-d-.
l-f-m-.
f1-s1-d1-.
he- tra i- zao 
Transpose
0
  1. Misaora an’i Zanahary
    ‘Zao olona tontolo izao
    Dia mankalazà Azy
    Fa anton’izao rehetra izao
  2. Izay zavatra nomeny
    Mahafaly, mahasoa
    Toy ny andro fararano
    Toy ny andro mipoaka
  3. Dia ampitomboy ny sainay
    Hahalala ny teninao
    Hahafantatra marina
    Izay sitraky ny fonao
Tiona Advantista
18