Omeo fo mino

Clé
F
Mesure
3/4
Tempo
60
Georg Friedrich Haendel
m m .m f f   r s -.f f.m m   l l t.d',r'
d d .d d d   t1 t1 -.t1 d d   d r -.r
s s .s f f   s s -.s s s   f l -.l
d d .d r r   s1 s1 -.s1 d d   f f -.f
Ray ô ta- ri- ho   sy ha- ma- si- no   Mba sa- ka-
Je- Mpa- mon- jy   ry Mo- fon' ai- na   O! mba vo-
O! ry Fa- na- hy   Fa- na- hin' ny Ray   Bi- tsiho bi-

 

s s .d' m.r m r.d d -   m d' -.l fi.m r  
r d .d d d t1 d -   d m -.m r r  
t d' .s l s f m -   s l -.l l.s fi  
f m .m1 f1 s1 s1 d -   d l1 -.d r r  
mbi- no 'za hay za- na- kao     Hia- nao ry Rai- nay  
ki- so ny fa- na- hi- nay     Fa- ma- nan- te- na  
tsi- ho ny fa- na- hi- nay     O! mba tsi- lo- vy  

 

l r -.t s.fi s .d' t.l t l.s s -   m m .l
fi fi -.fi m m .m r - d t1 -   d d .d
l t -.t t d' .s s - fi s -   s s .m
r t1 -.r m d .d r - r s1 -   d d .d
No an- te- nai- nay ha- mpo-   mba a- nay     O- meo fo
Ny fa- mon- je- nao ha to-   lo- trao     O- meo fo
Dia mba a- ro- vy 'zao la   la- nay     O- meo fo

 

f f   r s -.f f.m m   l l t.d',r' s s .d'
d d   t1 t1 -.t1 d d   d r -.r d d .d
f f   s s -.s s s   f l -.l r d' .s
r r   s1 s1 -.s1 d d   f1 f -.f f m .m
mi- no   tsy ha- na- di- no   A- nao ry Ray nay ho
mi- no   tsy ha- na- di- no   A- nao Mpa- mon- jy ho
mi- no   tsy ha- na- di- no   A- nao Fa- na- hy ho

 

m.r m r.d d - -
d d t1 d - -
l s f m - -
f1 s1 s1 d - -
man- dra- ki- zay    
man- dra- ki- zay    
man- dra- ki- zay    

 

Transpose
0
instrument
String Ensemble 2
  1. Ray ô! tariho sy hamasino
    Mba sakambino 'zahay zanakao
    Hianao ry Rainay no antenainay hambomba anay
    Omeo fo mino tsy hanadino
    Anao ry Rainay ho mandrakizay
  2. Jesô Mpamonjy ry mofon'aina
    O! mba vokiso ny fanahinay
    Fa manantena ny famonjenao Hatolotrao
    Omeo fo mino tsy hanadino
    Anao ry Rainay ho mandrakizay
  3. O! ry Fanahy, Fanahin'ny Ray
    Bitsibitsiho ny fanahinay
    O! mba tsilovy, dia mba arovy 'zao lalanay
    Omeo fo mino tsy hanadino
    Anao ry Rainay ho mandrakizay