Ry Tompo 'zay fonenanay

Clé
E
Mesure
3/4
Tempo
100
Tonony Rajoelison, Feony H.A. Miller
d d - r m - f s l t d' - s d' - d' t - s l
s1 s1 - t1 d - d d - f m - m m - r r - m m
m m - s s - l s f s s - s l - f s - s s
d d - s1 d - f m f r d - t1 l1 - l1 t1 - d d
Ry Tom-   po 'zay   fo- ne-   na- nay   Sy man-   da ma-   fy ha-

 

m fi s - s s - m d - d l - f r - s d'
d d t1 - t1 ta1 - ta1 ta1 l1 s1 l1 - l1 t1 - t1 d
l l r - f m - s m - m f - f s - s s
l1 r1 s1 - s1 d - d d - d f1 - r1 s1 s f m
  tri- zay   A- san-   dra- tray   ho a-   mi- nao   Ny sao-

 

t l s f r d - r d1
- d d - l1 s1 - s1 s1
- f s - f m - r m
m1 f1 s1 - f1 s1 - s1 d1
  tra sy   ny de-   ra i- zao
Transpose
0
  1. Ry Tompo 'zay fonenanay
    Sy manda mafy hatrizay
    Asandratray ho aminao
    Ny saotra sy ny dera izao.
  2. Ny heloka izay vita izao
    Ataonay anatrehanao
    He indro menatra izahay
    O! mamela ry Tomponay.
  3. Ampianaronao ny fo
    Hahay hihevitra tokoa
    Fa fohy re ny andro ety
    Ka manakaiky ny ary.
  4. O! miverena Ianao
    Ry Tompo aza afoinao
    Ny hasoavan-dehibe
    Hidoetra aminay anie.
Tiona Advantista
7