Tariho aho

Clé
C
Mesure
4/4
Tempo
55
Tonony malagasy : Herimihaona, Feony : Brooklyn Tabernacle Choir
.,d f.f,f -.-,s m.r,d -.-,d r.r,m -.r d -.,d r.r,m  -.-,f m.r,d  -.-,d d.d,m  -.r t1.l1,s1
Ny han- dro- so dia mam- pia- ho- tra raha tsy hai- ko ny ha- leha Ny ki- ho- nda- lan- tsa- ro- tra toa ma- ha- fa- ni- na e
Ny la- ha- trao dia fa- tra- tra tsy mi- sy mam- pa- nahy Ia- nao dia eo tsy la- vi- tra raha o- ry ny fa- nahy

 

.,s s.s,l -.-,s smrd -.-,s  s.d' -,t.-,s -. l.l,t -.-,d' d'.s,s -.-,l l.-,l tls s -
F'ia- nao na-no me to- ky - ahy tsy han- dao na ha- ha- foy   Hia- ro sy hi- tan- ta- na ka ny fi noa- - ko hi tohy  
Ny fo- ko te ha- na- ra- - dia ha- nao izay si- tra- kao   En- to- aho ry Tom- po- tia han- johy ny la- - la- nao  

 

Isan'andininy

d r m - f f m.r d - m.f s - l l s - - m.s l l - l.t d'.t l - f.f m - r r d -
l1 t1 d - d d d.l1 s1 - d.r m - f m r - - d.m f f - f.s l.s m f r.r d - d t1 s1 -
m s s - l l s.f m - s.l d' - d' d' d' - t s.t d' d' - d'.r' m'.r' t d' l.l s - f f m -
Ta- riho aho   fa ha- na- ra dia   Ta- riho aho   N'ai- za a- leha     Mian- tso ahy ia- nao    Izaho ma- ma- ly   Ta- riho aho   fa ha- noa  
  1. Ny handroso dia mampiahotra
    Raha tsy haiko ny haleha
    Ny kihon-dalan-tsarotra
    Toa maha fanina e
    F'ianao nanome toky ahy
    Tsy ha ndao na hahafoy
    Hiaro sy hitantana
    Ka ny finoako hitohy
  2. Ny lahatrao dia fatratra
    Tsy misy mampanahy
    Ianao dia eo tsy lavitra
    Raha ory ny fanahy
    Ny foko te hanara-dia
    Hanao zay sitrakao
    Ento aho ry Tompo tia
    Hanjohy ny lalanao
  • Isan'andininy
    Tariho aho fa hanara-dia
    Tariho aho n'aiza aleha
    Miantso ahy ianao, izaho mamaly (oe)
    Tariho aho fa hanoa