Toy ny diera

Clé
G
Mesure
4/4
Tempo
100
Tonony Rakotonjanahary, Feony HL 4
                               
d r m r d t1 l1 s1 d r m f m r d -
s1 t1 d t1 l1 s1 f1 m1 l1 t1 d r d t1 s1 -
m f s f m d d d m f s l s f m -
d s1 d s1 l1 m1 f1 d1 l1 s1 d f1 s1 s1 d1 -
Toy ny die- ra an- ta- ny mai- na Ha- nan- ke- ta- he- ta ao  
Ny fa- na- hi- ko ry Tom- po Mba ma- ni- ry ra no koa  

 

m f s f m r m - s s l s f m r - m s f m
d t1 d r d t1 d - d d d d l1 l1 t1 - d d d s1
s s s s s s s - m m f s s s s - s m s s
d r d s1 s1 s1 d - d d f1 m1 r1 s1 s1 - d d d d
O! ry Tom- po ve- lo- na   Ra non' ai- na I- a- nao   Ko- a- man- dra-

 

                                   
d r m - d - m s f m r d r - d - -  
l1 t1 d - l1 - d m r d t1 l1 s1 - s1 - -  
f f s - m - s s l l r m f - m - -  
d s1 f1 - f1 - d d d m1 s1 s1 s1 - d1 - -  
pa- ho- via-   na   No mba ha- hi- ta- ko A-   nao      

 

Transpose
0
  1. Toy ny diera an-tany maina
    Hanan-ketaheta ao
    Ny fanahiko ry Tompo
    Mba maniry rano koa
    O! ry Tompo velona
    Ranon'aina Ianao
    Koa mandra-pahoviana
    No mba hahitako Anao.
  2. Tena mafy fianjera
    Tamiko ny tananao:
    Zanakao fa tsy jerenao,
    'Zany no tolokoko.
    Mihainoa, Tompo ô,
    Mamindrà fo amiko,
    Masina Ianao, Jehovah,
    Masina Tsitoha indrindra.
  3. Ranomaso lalandava
    No fiahiko ety
    Hoy ny latsam-pahavao
    "Aiza Andriamanitrao?"
    Nefa hitanay Ianao
    Tao an-tempolinao;
    Nivavahanay rehetra,
    Nohobinay, noderainay.
  4. Ry fanahiko, nahoana
    No dia reraka ianao?
    Ao Andriamanintsika,
    Ao Izy ka jereo.
    Fa fanasitranana
    Ho anao ny tavany
    Vatolampy velona Izy
    Iboiboihan-dRanon'aina.
Tiona Advantista
5
HL
4